TETIKA
Mitondrà ny hazavanao
↑
Fehezo ny sehatra
Raha tsy manatona anao ny hazavana, dia forony! Aza miaritra ny haizina.
- Ny Flash: Tsy fahavalo io. Ampiasao hanazavana ny aloka, saingy akaiky ihany no ahazavany: amin'ny finday, metatra vitsy ihany ny halavirany.
- Jiro fanampiny: Ny jiro fanao am-paosy tsotra, ny ecran-n'ny finday, na ny vitrin'ny magazay dia afaka mamonjy ny sarinao.
- Afindrao ny olona alaina sary: Nahoana no maka sary ao amin'ny zorony maizina? Mandrosoa dingana telo mankany amin'ny andrin-jiro.